|
|
- 390,531 lyrics - 24,313 artists
|
|
|
Lyrics for Malawi Anthem Text by Unknown:
| | | Artist: | Unknown |
| | Album: | Unknown | | Track: | Malawi Anthem Text | | | | Date Added: | 18/10/2007 | | Views: | 190 | | | | Lyrics: | I
Ry Tanindrazanay malala !
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho
anao doria tokoa
Fiverenana
Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy
ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
II
Ry Tanindrazanay malala !
Irinay mba
hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika
tokoa.
III
Ry Tanindrazanay malala!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao
tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
Sent by Carlos Andr Pereira da Silva Branco | | | |
Reddit
|
|
More Unknown Lyrics:
|
| |